- 
	                        
            
            2 Mpanjaka 16:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
5 Tamin’izay i Rezina mpanjakan’i Syria sy Peka zanak’i Remalia mpanjakan’ny Israely, no niakatra hiady tamin’i Jerosalema.+ Nanao fahirano an’io tanàna nisy an’i Ahaza io izy ireo, saingy tsy vitan’izy ireo ny nandresy azy.
 
 -