23 Ary tsy nila ny masoandro na ny volana hanazava azy ilay tanàna, fa ny voninahitr’Andriamanitra no nanazava azy,+ ary ny Zanak’ondry no jirony.+ 24 Hanazava ny lalana halehan’ireo firenena ny hazavan’ilay tanàna,+ ary hoentin’ny mpanjakan’ny tany ao ny voninahiny.