Isaia 51:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Efa manakaiky ny fahamarinako.+ Efa ho tonga ny famonjena avy amiko,+Ary ny sandriko no hitsara an’ireo firenena.+ Izaho no hantenain’ireo nosy,+Ary ny sandriko* no handrandrainy.
5 Efa manakaiky ny fahamarinako.+ Efa ho tonga ny famonjena avy amiko,+Ary ny sandriko no hitsara an’ireo firenena.+ Izaho no hantenain’ireo nosy,+Ary ny sandriko* no handrandrainy.