- 
	                        
            
            Isaia 8:6, 7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
6 “Satria ity vahoaka ity nanda ny ranon’i Siloa,* izay mikoriana moramora,+
Sady faly noho ny amin’i Rezina sy ny zanak’i Remalia,+
7 Dia hampiakarin’i Jehovah hamely azy
Ny mpanjakan’i Asyria+ sy ny voninahiny rehetra.
Hoatran’ny rano be mikoriana mafy avy any amin’ny Renirano* izy,
Ary ho tondraka be,
Ka hihoatra ny morony rehetra ny rano,
 
 -