- 
	                        
            
            1 Mpanjaka 16:23, 24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
23 Tamin’ny taona faha-31 nanjakan’i Asa mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely i Omry. Ary nanjaka 12 taona izy, ka tao Tirza ny 6 taona. 24 Novidiny tamin’i Samera ny tendrombohitr’i Samaria, ary volafotsy roa talenta* no nahazoany azy. Dia nanorina tanàna teo amin’ilay tendrombohitra izy. Nataony hoe Samaria*+ ny anaran’ilay tanàna, araka ny anaran’i Samera tompon’ilay tendrombohitra.
 
 -