Zakaria 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Miverena any amin’ilay tanàna voaro mafy, ry gadra be fanantenana.+ Izao no teniko aminao androany:‘Hataoko avo roa heny ny anjaranao, ravehivavy.+
12 Miverena any amin’ilay tanàna voaro mafy, ry gadra be fanantenana.+ Izao no teniko aminao androany:‘Hataoko avo roa heny ny anjaranao, ravehivavy.+