-
Isaia 54:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Fa nampodin’i Jehovah ianao, izay toy ny vehivavy nilaozan’ny vadiny sy nalahelo be,+
Hoatran’ny vehivavy nalaina ho vady tamin’izy tanora nefa nariana tatỳ aoriana”, hoy ilay Andriamanitrao.
-