Isaia 65:18, 19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jeremia 32:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ho faly hanao soa amin’izy ireo aho,+ ka hataoko miorim-paka eto amin’ity tany ity+ izy ireo. Hataoko amin’ny foko manontolo sy ny heriko manontolo izany.’”
41 Ho faly hanao soa amin’izy ireo aho,+ ka hataoko miorim-paka eto amin’ity tany ity+ izy ireo. Hataoko amin’ny foko manontolo sy ny heriko manontolo izany.’”