FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 19:24, 25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Avy eo dia nandefa solifara sy afo i Jehovah, ka nalatsany toy ny orana teo amin’i Sodoma sy Gomora ilay izy. Avy tamin’i Jehovah avy any an-danitra izany.+ 25 Dia noravany ireo tanàna ireo, izany hoe ny faritr’i Jordana manontolo. Naripany koa ny mponina rehetra tao amin’ireo tanàna ireo sy ny zavamaniry tao.+

  • Deoteronomia 29:22, 23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Rehefa mahita ny loza sy ny aretina halefan’i Jehovah amin’ity tany ity ny taranaka handimby ny zanakareo sy ny vahiny avy any an-tany lavitra,—23 fa ho hitan’izy ireo hoe ho ravaravan’ny solifara sy ny sira ary ny afo mandoro ilay tany manontolo ka tsy hamafazam-boa sady tsy hisy voa hitsimoka na zavatra haniry, hoatran’ny nandravana an’i Sodoma sy Gomora+ sy Adma ary Zeboima,+ izay noravan’i Jehovah satria tezitra be izy sady nisafoaka—

  • Romanina 9:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Izao koa no nolazain’i Isaia mialoha: “Raha tsy i Jehovah* Tompon’ny tafika no namela taranaka ho antsika, dia ho efa lasa hoatran’i Sodoma isika, ary ho efa lasa hoatran’i Gomora.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara