-
Levitikosy 26:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 “‘Fa raha tsy mihaino ahy kosa ianareo na tsy mankatò an’ireo didy rehetra ireo,+
-
-
Deoteronomia 28:63Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
63 “Faly erỳ i Jehovah taloha rehefa nataony nandeha tsara ny fiainanareo sady nataony lasa be dia be ianareo. Dia hoatr’izany koa fa ho faly i Jehovah handringana anareo sy handripaka anareo. Fa hesorina hiala eo amin’ilay tany efa halainareo ho anareo ianareo.
-