Habakoka 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nijanona izy dia nohozongozoniny ny tany.+ Nijery izy dia nitsamboatra ireo firenena.+ Potipotika ireo tendrombohitra efa nisy hatrizay,Ary niondrika ireo havoana efa nisy taloha.+ Eo amin’ny lalana efa nisy hatry ny ela be Izy no mandeha.
6 Nijanona izy dia nohozongozoniny ny tany.+ Nijery izy dia nitsamboatra ireo firenena.+ Potipotika ireo tendrombohitra efa nisy hatrizay,Ary niondrika ireo havoana efa nisy taloha.+ Eo amin’ny lalana efa nisy hatry ny ela be Izy no mandeha.