1 Mpanjaka 12:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Raha vao henon’ny Israely rehetra fa tafaverina i Jeroboama, dia nantsoin’izy ireo hankeo amin’ny vahoaka izy, ka nataony mpanjaka teo amin’ny Israely rehetra.+ Tsy nisy vahoaka nanaraka ny taranak’i Davida, afa-tsy ny fokon’i Joda.+
20 Raha vao henon’ny Israely rehetra fa tafaverina i Jeroboama, dia nantsoin’izy ireo hankeo amin’ny vahoaka izy, ka nataony mpanjaka teo amin’ny Israely rehetra.+ Tsy nisy vahoaka nanaraka ny taranak’i Davida, afa-tsy ny fokon’i Joda.+