FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 29:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Efa mivaona mihitsy ny fisainanareo!*

      Ny mpanefy tanimanga ve dia azo ampitovina amin’ny tanimanga?+

      Izay namboarina ve dia hilaza momba ny mpanamboatra azy hoe:

      “Tsy nanamboatra ahy izy”?+

      Ary izay noforonina ve dia hilaza momba ny mpamorona azy hoe:

      “Tsy fantany izay ataony”?+

  • Isaia 45:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Hahita loza izay miady* amin’ny Mpanao azy!*

      Vakim-bilany tanimanga fotsiny mantsy izy,

      Miaraka amin’ny vakim-bilany hafa eo amin’ny tany.

      Ny tanimanga ve dia hilaza amin’ny Mpanefy* hoe: “Fa inona koa ity amboarinao?”+

      Ary ny zavatra namboarinao ve dia hiteny hoe: “Tsy manan-tanana ianao”?*

  • Jeremia 18:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “‘Tsy afaka manao aminareo hoatran’ny nataon’io mpanefy tanimanga io koa ve aho, ry taranak’Israely?’, hoy i Jehovah. ‘Toy ny tanimanga eny an-tanan’ny mpanefy tanimanga ianareo eto an-tanako, ry taranak’Israely ô!+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara