Isaia 33:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Misaona* sy malazo ilay tany. Menatra i Libàna+ fa simba. Lasa hoatran’ny tany efitra i Sarôna,Ary mihintsan-dravina i Basana sy Karmela.+
9 Misaona* sy malazo ilay tany. Menatra i Libàna+ fa simba. Lasa hoatran’ny tany efitra i Sarôna,Ary mihintsan-dravina i Basana sy Karmela.+