-
Salamo 37:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Tsy ho menatra izy ireo amin’ny fotoam-pahoriana;
Hanana sakafo be dia be izy ireo amin’ny fotoanan’ny mosary.
-
-
Amosa 8:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony:
‘Ho avy ny andro handefasako mosary eo amin’ilay tany.
Tsy hoe mosary noho ny sakafo tsy misy, na hetaheta noho ny rano tsy misy,
Fa faniriana handre ny tenin’i Jehovah.+
-