Isaia 62:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Hahita ny fahamarinanao ny firenena, ry vehivavy,+Ary hahita ny voninahitrao ny mpanjaka rehetra.+ Dia homena anarana vaovao+ ianao,Ka i Jehovah mihitsy no hanome an’izany. Jeremia 33:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hovonjena+ ny Joda amin’izany andro izany ary hilamina+ i Jerosalema, ka izao no hiantsoana azy: I Jehovah no Fahamarinantsika.’”+
2 “Hahita ny fahamarinanao ny firenena, ry vehivavy,+Ary hahita ny voninahitrao ny mpanjaka rehetra.+ Dia homena anarana vaovao+ ianao,Ka i Jehovah mihitsy no hanome an’izany.
16 Hovonjena+ ny Joda amin’izany andro izany ary hilamina+ i Jerosalema, ka izao no hiantsoana azy: I Jehovah no Fahamarinantsika.’”+