-
2 Mpanjaka 16:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Dia nandeha nitsena an’i Tiglato-pilesera mpanjakan’i Asyria tany Damaskosy i Ahaza Mpanjaka. Rehefa nahita an’ilay alitara tany Damaskosy izy, dia nalefany tany amin’i Oria mpisorona ny planin’ilay alitara. Hita tao ny tsipiriany momba an’ilay izy sy ny fomba nanaovana azy.+
-