Isaia 8:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ireto izaho sy ireo zaza nomen’i Jehovah ahy!+ Famantarana+ sy fahagagana eo amin’ny Israely izahay, famantarana sy fahagagana avy amin’i Jehovah Tompon’ny tafika izay mipetraka eo amin’ny Tendrombohitra Ziona.
18 Ireto izaho sy ireo zaza nomen’i Jehovah ahy!+ Famantarana+ sy fahagagana eo amin’ny Israely izahay, famantarana sy fahagagana avy amin’i Jehovah Tompon’ny tafika izay mipetraka eo amin’ny Tendrombohitra Ziona.