Matio 5:34, 35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza mianiana mihitsy,+ na amin’ny lanitra, satria seza fiandrianan’Andriamanitra izany, 35 na amin’ny tany, satria fitoeran-tongony+ izany, na amin’i Jerosalema, satria tanànan’ny Mpanjaka lehibe+ izany.
34 Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza mianiana mihitsy,+ na amin’ny lanitra, satria seza fiandrianan’Andriamanitra izany, 35 na amin’ny tany, satria fitoeran-tongony+ izany, na amin’i Jerosalema, satria tanànan’ny Mpanjaka lehibe+ izany.