Levitikosy 11:7, 8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 65:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mipetrapetraka eny amin’ny fasana+ izy ireo,Ary mijanona mandritra ny alina ao amin’ny toerana miafina,*Sady mihinana henan-kisoa+Sy ron-javatra maloto eo am-biliany.+
4 Mipetrapetraka eny amin’ny fasana+ izy ireo,Ary mijanona mandritra ny alina ao amin’ny toerana miafina,*Sady mihinana henan-kisoa+Sy ron-javatra maloto eo am-biliany.+