FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 86:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Jehovah ô, ho avy hiankohoka eo anatrehanao

      Ny firenena rehetra nataonao,+

      Ary homen’izy ireo voninahitra ny anaranao!+

  • Zakaria 14:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Ny sisa tavela amin’ny firenena rehetra izay tonga hiady amin’i Jerosalema, dia hiakatra isan-taona any Jerosalema.+ Hiakatra any izy ireo mba hiankohoka eo anatrehan’ny* Mpanjaka, dia i Jehovah Tompon’ny tafika,+ ary mba hankalaza ny Fetin’ny Trano Rantsankazo.*+

  • Malakia 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Ho be voninahitra eo amin’ireo firenena ny anarako, hatrany amin’ny fiposahan’ny masoandro ka hatrany amin’ny filentehany.*+ Eny rehetra eny, dia hisy hanao sorona hatao midona-tsetroka, ary hisy hanao fanatitra, ho fanomezam-boninahitra ny anarako. Ho fanomezana madio izany. Ho be voninahitra eo amin’ireo firenena mantsy ny anarako”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara