Isaia 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hanome famantarana ho anareo àry i Jehovah: Hisy tovovavy ho bevohoka ka hiteraka zazalahy,+ ary hataony hoe Imanoela* ny anarany.+ Matio 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Hisy virjiny ho bevohoka ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany hatao hoe Imanoela.”+ Raha adika izany dia hoe: “Manampy Antsika Andriamanitra.”+
14 Hanome famantarana ho anareo àry i Jehovah: Hisy tovovavy ho bevohoka ka hiteraka zazalahy,+ ary hataony hoe Imanoela* ny anarany.+
23 “Hisy virjiny ho bevohoka ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany hatao hoe Imanoela.”+ Raha adika izany dia hoe: “Manampy Antsika Andriamanitra.”+