-
2 Tantara 27:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Lasa mpanjaka i Jotama+ tamin’izy 25 taona, ary nanjaka 16 taona tany Jerosalema izy. Jerosa no anaran-dreniny, ary zanak’i Zadoka+ izy io. 2 Nanao izay tsara teo imason’i Jehovah foana i Jotama, toy ny nataon’i Ozia rainy,+ fa izy fotsiny tsy nitsofotsofoka tao amin’ny tempolin’i Jehovah.+ Mbola nanao ratsy ihany anefa ny vahoaka.
-