2 Tantara 28:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nahafaty lehilahy 120 000 tany Joda mantsy i Peka+ zanak’i Remalia tao anatin’ny iray andro, satria nahafoy an’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny izy ireo.+ Lehilahy mahery fo daholo ireo maty ireo.
6 Nahafaty lehilahy 120 000 tany Joda mantsy i Peka+ zanak’i Remalia tao anatin’ny iray andro, satria nahafoy an’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny izy ireo.+ Lehilahy mahery fo daholo ireo maty ireo.