-
2 Mpanjaka 18:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Dia hoy ilay Rabsake tamin’izy ireo: “Mba lazao amin’i Hezekia hoe: ‘Izao no tenin’ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan’i Asyria: “Fa inona koa izany mba atokisanao izany?+
-
-
2 Mpanjaka 18:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Ianao aza mila miantehitra amin’i Ejipta vao manana kalesy sy mpitaingin-tsoavaly. Koa na ny governora kely indrindra amin’ny mpanompon’ny tompoko aza ve dia ho vitanao ny hampitsoaka azy?
-