-
2 Tantara 32:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Ary vao mainka nanambanimbany an’i Jehovah Andriamanitra sy Hezekia mpanompony ny mpanompon’i Sankeriba.
-
-
2 Tantara 32:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Nanambanimbany an’ilay Andriamanitr’i Jerosalema izy ireo, toy ny nataony tamin’ny andriamanitr’ireo firenena eto an-tany, izay asa tanan’olona ihany.
-