FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 21:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Efa maharikoriko ny sorona ataon’ny ratsy fanahy,+

      Mainka moa raha hoe mitetika hanao ratsy izy* rehefa manolotra an’izany!

  • Ezekiela 8:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nisy anti-panahy 70 teo amin’ny taranak’Israely nijoro teo anoloan’ireny, ary niara-nijoro taminy koa i Jazania zanak’i Safana.+ Samy nitondra ny fitaovany fandoroana emboka manitra izy ireo, dia niakatra ny setrok’ilay emboka manitra nodorana.+ 12 Ary hoy izy tamiko: “Hitanao ve, ry zanak’olona, izao ataon’ny anti-panahin’ny taranak’Israely ao amin’ny maizina izao? Jereo ny ataony ao amin’ireo efitrano anatiny ametrahan’izy tsirairay ny sampiny. Hoy mantsy izy ireo: ‘Tsy mahita antsika ange i Jehovah e! Efa nafoin’i Jehovah ny tanintsika!’”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara