-
Salamo 22:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Hahatsiaro an’i Jehovah ny olona hatrany amin’ny faran’ny tany, ka hiverina aminy.
Hiankohoka eo anatrehanao ny foko rehetra eo amin’ireo firenena.+
-
-
Habakoka 2:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Fa ny tany ho feno fahalalana ny voninahitr’i Jehovah,
Hoatran’ny rano manarona ny fanambanin’ny ranomasina.+
-