-
Isaia 13:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Dia handripaka tovolahy ny tsipìkany.+
Tsy hananany antra ireo naloaky ny kibo,
Ary tsy hamindrany fo ny ankizy.
-
-
Jeremia 50:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Ho tsiravina izay mpandalo mahita an’i Babylona,
Ka hisioka noho ny loza rehetra nanjo azy.+
-