3 Aoka ny mpandefa zana-tsipìka tsy hanomana ny tsipìkany.
Ary aoka tsy hisy ho tafatsangana ireo manao akanjo mifono vy.
Aza iantrana ireo tovolahy ao aminy.+
Aripaho daholo ny tafiny.
4 Ary hiampatrampatra any amin’ny tanin’ny Kaldeanina ny fatin’izy ireo,
Dia ireo voatrobaka eny amin’ny lalany.+