Salamo 137:8, 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ry Babylona zanakavavy izay horavana tsy ho ela ô!+Ho sambatra ilay hampijaly anaoHoatran’ny nampijalianao anay.+ 9 Ho sambatra ilay hisambotra ny zanakaoSy hanatonta azy ireo amin’ny vatolampy.+
8 Ry Babylona zanakavavy izay horavana tsy ho ela ô!+Ho sambatra ilay hampijaly anaoHoatran’ny nampijalianao anay.+ 9 Ho sambatra ilay hisambotra ny zanakaoSy hanatonta azy ireo amin’ny vatolampy.+