-
Jeremia 51:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Fa izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely:
“Toy ny famoloana i Babylona zanakavavy.
Izao no fotoana hanosihosena mafy azy.
Kely sisa dia ho tonga ny fotoana hijinjana azy.”
-