-
Ohabolana 28:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Izay tsy mety mihaino ny lalàna,
Na ny vavaka ataony aza maharikoriko.+
-
-
Fitomaniana 3:44Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
44 Nataonao sakana tsy ahafahana manatona anao ny rahona, mba tsy ho tonga any aminao ny vavaka ataonay.+
-