Zakaria 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Miantsoantsoa indray hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Mbola hitobaka ao amin’ireo tanànako ny zava-tsoa. Ary hampionona an’i Ziona indray i Jehovah,+ sady mbola hifidy an’i Jerosalema.”’”+
17 “Miantsoantsoa indray hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Mbola hitobaka ao amin’ireo tanànako ny zava-tsoa. Ary hampionona an’i Ziona indray i Jehovah,+ sady mbola hifidy an’i Jerosalema.”’”+