-
Isaia 13:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Fa ny biby izay mipetraka any amin’ny faritra karakaina no hatoritory any,
Ary ho feno vorondolo lehibe ireo trano.
-
-
Jeremia 50:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 “Hisy sabatra hamely ny Kaldeanina”, hoy i Jehovah,
“Dia ny mponin’i Babylona sy ny andrianany ary ny olon-kendriny.+
-