2 Mpanjaka 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Hosea+ zanak’i Elaha mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Hezekia+ zanak’i Ahaza+ mpanjakan’ny Joda. 2 Mpanjaka 18:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Resiny koa ny Filistinina+ hatrany Gaza sy ny faritra manodidina azy, nanomboka teo amin’ny tilikambo fiambenana ka hatrany amin’ny tanàna voaro mafy.*
18 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Hosea+ zanak’i Elaha mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Hezekia+ zanak’i Ahaza+ mpanjakan’ny Joda.
8 Resiny koa ny Filistinina+ hatrany Gaza sy ny faritra manodidina azy, nanomboka teo amin’ny tilikambo fiambenana ka hatrany amin’ny tanàna voaro mafy.*