-
2 Mpanjaka 17:25, 26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Tsy natahotra* an’i Jehovah izy ireo, tamin’ny vao nipetraka tao. Nandefasan’i Jehovah liona+ àry izy ireo, ka novonoin’ny liona ny sasany taminy. 26 Dia nisy nitatitra tany amin’ny mpanjakan’i Asyria hoe: “Tsy mahalala ny fivavahana* amin’ny Andriamanitr’ilay tany ireo firenena nataonao sesitany sy napetrakao ao amin’ireo tanànan’i Samaria. Koa andefasany liona foana ry zareo dia matin’ny liona, satria tsy misy mahalala ny fivavahana amin’ny Andriamanitr’ilay tany.”
-