FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 3:24, 25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Rehefa niditra tao amin’ny tobin’ny Israely anefa izy ireo, dia nitsangana ny Israelita ka namely azy. Nandositra+ azy ireo àry ny Moabita. Ny Israelita kosa nandroso hatrany Moaba, ka sady nandeha izy ireo no namono an’ireo Moabita. 25 Dia noravany ireo tanàna. Ary samy nanipy vato teny amin’ny tany tsara rehetra ny olona tsirairay, ka nofenoiny vato ireny. Notampenan’izy ireo koa ny loharano+ rehetra ary nokapainy ny hazo tsara rehetra.+ Ny manda vato tao Kira-haresa+ sisa no tsy rava, ary nohodidinin’ireo mpampiasa pilotra ilay tanàna ka notafihiny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara