- 
	                        
            
            Jeremia 48:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        7 Ny zava-bitanao sy ny harenanao no natokisanao, Ka ho lasa babo koa ianao. Ary hatao sesitany i Kemosy,+ Sy ny mpisorony ary ny andrianany. 
 
- 
                                        
- 
	                        
            
            Jeremia 48:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        35 Hofoanako tsy hisy ao Moaba’, hoy i Jehovah, ‘Ny olona manao fanatitra eny amin’ny toerana avo Sy ny olona manao sorona ho an’ny andriamaniny. 
 
-