FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Hosea 10:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia hihorakoraka hanafika ny firenenareo ny fahavalo.

      Ary horavana daholo ny tanànanareo misy manda,+

      Toy ny nandravan’i Salamana ny tranon’i Arbela,

      Tamin’ilay andron’ny ady, rehefa niara-natao torotoro ny vehivavy sy ny zanany.

  • Amosa 3:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony:

      ‘Hisy fahavalo hanodidina ny taninao,+

      Ka hataony izay hahalany ny herinao,

      Dia ho voaroba ireo tilikambonao voaro mafy.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara