FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 25:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa nalaiko teny an-tanan’i Jehovah ilay kaopy dia nampisotroiko ny firenena rehetra nanirahan’i Jehovah ahy:+

  • Jeremia 25:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Nampisotroiko koa avy eo i Farao mpanjakan’i Ejipta, ny mpanompony, ny andrianany, ny vahoakany rehetra,+

  • Ezekiela 29:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ry zanak’olona, mitodiha any amin’i Farao mpanjakan’i Ejipta, ary maminania hoe hisy loza hanjo azy sy Ejipta manontolo.+

  • Joela 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa i Ejipta kosa tsy hisy mponina intsony,+

      Ary i Edoma ho lasa tany karakaina.+

      Nahery setra tamin’ny mponin’i Joda mantsy izy ireo,+

      Sady nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny tany Joda.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara