Eksodosy 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Rehefa tsy azony nafenina intsony ilay zaza,+ dia naka harona* zozoro izy ary nopetahany godorao mivaingana sy godorao ranony ilay izy. Nataony tao anatin’iny ilay zaza, dia napetrany teny amin’ny bararata naniry teny amoron’ny Reniranon’i Neily.
3 Rehefa tsy azony nafenina intsony ilay zaza,+ dia naka harona* zozoro izy ary nopetahany godorao mivaingana sy godorao ranony ilay izy. Nataony tao anatin’iny ilay zaza, dia napetrany teny amin’ny bararata naniry teny amoron’ny Reniranon’i Neily.