-
Deoteronomia 11:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 “Ilay tany efa halainareo, dia tsy hoatran’i Ejipta, izay tany nialanareo. Tany Ejipta mantsy ianareo namafy voa sy nampiditra rano tamin’ny tongotrareo,* tahaka ny fanao amin’ny zaridaina fambolena legioma.
-