- 
	                        
            
            Genesisy 41:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
8 Nitebiteby anefa i Farao ny ampitso maraina, ka nampanantsoiny daholo ny mpisorona mpanao sikidy sy ny olon-kendry rehetra tao Ejipta. Dia notantarainy tamin’izy ireny ny nofiny, nefa tsy nisy nahavita nanazava ny dikan’ilay nofy ireny na iray aza.
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            1 Mpanjaka 4:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
30 Nihoatra noho ny fahendren’ny Tatsinanana rehetra sy ny fahendrena rehetra nananan’ny Ejipsianina+ ny fahendren’i Solomona.
 
 -