-
Salamo 115:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Mahatsiaro antsika i Jehovah, ka hitahy antsika;
Hotahiny ny taranak’Israely;+
Hotahiny ny taranak’i Arona.
-
-
Isaia 61:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Izay rehetra mahita azy dia hahafantatra hoe
Izy ireo no taranaka notahin’i Jehovah.”+
-