FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 7:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary 13 taona no nanaovan’i Solomona ny tranony,*+ dia vitany tanteraka ilay izy.+

      2 Dia nanorina ny Trano Alan’i Libàna+ izy, ka 100 hakiho* ny lavany, 50 hakiho ny sakany, ary 30 hakiho ny haavony. Nataony teo ambony andry sedera ilay trano, ary nisy laharany efatra ireo andry. Ary nisy vatan-kazo sedera+ teo ambonin’ireo andry.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara