-
Nehemia 3:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Nanamboatra ny simba tamin’ny Vavahadin’ny Loharano+ i Saloma zanak’i Kola-hoze, andrianan’ny faritanin’i Mizpa.+ Namboariny indray ilay izy sy ny tafony, dia napetany ny vavahady sy ny karetsaka ary ny bara hidiny. Namboariny koa ny simba tamin’ny manda teo amin’ny Dobon’ny+ Lakandrano hatreo amin’ny Zaridainan’ny Mpanjaka,+ sy hatrany amin’ny Tohatoha-bato+ midina avy any amin’ny Tanànan’i Davida.+
-