-
Ezekiela 22:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 “Ry zanak’olona, lasa hoatran’ny tain-drendrika tsy misy ilana azy ny taranak’Israely amiko. Varahina sy firapotsy sy vy ary firamainty ao anaty fatana fandrendrehana daholo izy rehetra. Lasa taim-bolafotsy izy ireo.+
-