Isaia 60:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hahita an’izany ianao amin’izay fotoana izay ka ho miramirana.+Hidobodoboka be ny fonao sady ho feno hafaliana,Satria halefa any aminao ny harenan’ny ranomasina,Sady ho tonga any aminao ny fananan’ny firenena.+
5 Hahita an’izany ianao amin’izay fotoana izay ka ho miramirana.+Hidobodoboka be ny fonao sady ho feno hafaliana,Satria halefa any aminao ny harenan’ny ranomasina,Sady ho tonga any aminao ny fananan’ny firenena.+