Levitikosy 26:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Dia hasiako amin’ny sabatra ny tanànanareo,+ sady horavako ny toerana masinareo, ary tsy hahafinaritra* ahy ny hanitry ny fanatitrareo. Deoteronomia 29:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa tezitra be sy vinitra ary nisafoaka i Jehovah, ka nanongotra an-dry zareo teo amin’ny taniny,+ ary nandefa azy tany an-tany hafa, dia ilay tany misy azy amin’izao.’+
31 Dia hasiako amin’ny sabatra ny tanànanareo,+ sady horavako ny toerana masinareo, ary tsy hahafinaritra* ahy ny hanitry ny fanatitrareo.
28 Koa tezitra be sy vinitra ary nisafoaka i Jehovah, ka nanongotra an-dry zareo teo amin’ny taniny,+ ary nandefa azy tany an-tany hafa, dia ilay tany misy azy amin’izao.’+